Deuteronomy 12:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa tafita an’i Jordana ianareo ka monina any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrareo anareo holovana, sady homeny fitsaharana amin’ny ady amin’ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fehizay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hita an’i Jordany ianareo, ka honina any amin’ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrareo ho lovanareo, dia homeny fitsaharana ianareo, tsy hohelingelenin’ny fahavalo manodidina anareo, ka handry fahizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa tafita an’i Jôrdàna ianareo ka honina any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo, dia homeny fitsaharana ianareo ka tsy hisotasotan’ny fahavalo manodidina anareo fa handry feizay.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa tafita an'i Jordana ianareo ka monina any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrareo anareo holovana, ary homeny fitsaharan'ady amin'ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fahizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa tafita an’i Jordana ianareo ka monina any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrareo anareo holovana, sady homeny fitsaharana amin’ny ady amin’ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fehizay,
malagasy