Deuteronomy 12:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema mba tsy hatolotrao eny amin’izay tany rehetra tianao any ny fanatitrao dorana manontolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema mba tsy hanatitra ny sorona doranao amin’izay fitoerana rehetra hitanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema mba tsy hanolotra sorona dorana manontolo eny amin’ny toeram-pivavahana rehetra hitanareo;
Malagasy Bible 1865
Mitandrema mba tsy haterinao eny amin'izay tany rehetra tianao ny fanatitra doranao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema mba tsy hatolotrao eny amin’izay tany rehetra tianao any ny fanatitrao dorana manontolo;
malagasy
Mitandrema mba tsy haterinao eny amin'izay tany rehetra tianao ny fanatitra doranao;