Deuteronomy 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ao amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO ihany amin’ny iray amin’ireo fokonao no hanoloranao azy, sady ao koa no hanatanterahanao izay rehetra andidiako anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay fitoerana izay hofidin’i Iaveh amin’ny fokonao anankiray ihany no hanateranao azy, sy hanaovanao izay rehetra andidiako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ilay toerana nofidin’ny TOMPO amin’ny fokonareo anankiray ihany no hanoloranareo ireny, sady hanaovanareo koa ny zavatra rehetra nandidiako anareo.
Malagasy Bible 1865
fa eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah ihany amin'ny firenenao anankiray no hanateranao azy, sady eo koa no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ao amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO ihany amin’ny iray amin’ireo fokonao no hanoloranao azy, sady ao koa no hanatanterahanao izay rehetra andidiako anao.
malagasy
fa eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah ihany amin'ny firenenao anankiray no hanateranao azy, sady eo koa no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.