Deuteronomy 12:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa, aza hanina ny rany, fa aidino amin’ny tany toy ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny rany tokana no aza hanina, fa araraho amin’ny tany toy ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy ny ran’ilay biby no aza haninareo, fa araraho amin’ny tany toy ny rano.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin'ny tany toy ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa, aza hanina ny rany, fa aidino amin’ny tany toy ny rano.
malagasy
Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin'ny tany toy ny rano.