Deuteronomy 12:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema mba tsy hataonao an-tsirambina ny levita amin’ny andro rehetra hiainanao amin’ny taninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema tsy hanary ny Levita mandritra ny andro rehetra hahavelomanao ao amin’ny taninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema mba tsy hanao tsirambina ny Levita ianareo amin’ny andro rehetra hiainanareo amin’ny taninareo.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema mba tsy ho foinao ny Levita amin'ny andro rehetra hiainanao amin'ny taninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema mba tsy hataonao an-tsirambina ny levita amin’ny andro rehetra hiainanao amin’ny taninao.
malagasy
Mitandrema mba tsy ho foinao ny Levita amin'ny andro rehetra hiainanao amin'ny taninao.