Deuteronomy 12:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tahaka ny ahazoanao mihinana ny gazela sy ny diera no hahazoanao mihinana ireny; na ny olona tsy madio na ny madio dia samy mahazo mihinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fihinanana gazela sy serfa no hihinananao azy, ka na ny olona madio na ny olona maloto dia samy mahazo mihinana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tahaka ny ahazoana mihinana gazela sy ombimanga no hahazoanareo mihinana amin’izany; na ny olona maloto ara-pivavahana na madio, dia samy mahazo mihinana azy.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tahaka ny ahazoanao mihinana ny gazela sy ny diera no hahazoanao mihinana ireny: na ny maloto na ny madio dia samy mahazo mihinana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tahaka ny ahazoanao mihinana ny gazela sy ny diera no hahazoanao mihinana ireny; na ny olona tsy madio na ny madio dia samy mahazo mihinana azy.
malagasy
Kanefa tahaka ny ahazoanao mihinana ny gazela sy ny diera no hahazoanao mihinana ireny: na ny maloto na ny madio dia samy mahazo mihinana azy.