Deuteronomy 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tandremo tsara mba tsy hohaninao ny ra, fa ny ra no aina, ary tsy mahazo mihinana ny aina miaraka amin’ny hena ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ataovy raikitra ny tsy fihinanana ny ra, satria ny ra no aina, ka tsy mahazo mihinana ny aina miaraka amin’ny hena ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tandremo mafy mba tsy hohaninareo ny ran’ilay biby, fa ny ra no aina; ary tsy azonareo hanina ny aina amin’ny tena.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tandremo tsara mba tsy hohaninao ny rà, fa ny rà no aina, ary tsy mahazo mihinana ny aina amin'ny hena ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tandremo tsara mba tsy hohaninao ny ra, fa ny ra no aina, ary tsy mahazo mihinana ny aina miaraka amin’ny hena ianao.
malagasy
Kanefa tandremo tsara mba tsy hohaninao ny rà, fa ny rà no aina, ary tsy mahazo mihinana ny aina amin'ny hena ianao.