Deuteronomy 12:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mihinana ny ra ianao fa aidino amin’ny tany toy ny rano izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihinana izany, fa araraho amin’ny tany toy ny rano izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza haninareo ny rany fa araraho amin’ny tany toy ny rano.
Malagasy Bible 1865
Aza mihinana azy ianao, fa aidino amin'ny tany toy ny rano izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mihinana ny ra ianao fa aidino amin’ny tany toy ny rano izy;
malagasy
Aza mihinana azy ianao, fa aidino amin'ny tany toy ny rano izy;