Deuteronomy 12:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, aza mihinana azy ianao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, raha manao izay mahitsy eo imason’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihinana izany mba ho sambatra ianao, ianao sy ny zanakao mandimby anao amin’ny fanarahana izay mahitsy eo imason’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, aza haninareo izany mba ho sambatra ianareo sy ny taranaka amam-paranareo, satria izay mahitsy eo imason’ny TOMPO no hataonareo.
Malagasy Bible 1865
eny, aza mihinana azy ianao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, raha manao izay mahitsy eo imason'i Jehovah ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, aza mihinana azy ianao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, raha manao izay mahitsy eo imason’NY TOMPO.
malagasy
eny, aza mihinana azy ianao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao, raha manao izay mahitsy eo imason'i Jehovah ianao.