Deuteronomy 12:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zava-masinao sy ny zavatra nataonao voady dia ento mankany amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fanatitra masina andidiana anao mbamin’izay nanaovanao voady, dia aloavy ary mankanesa amin’izay fitoerana nofidin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny zava-masinareo sy ny zavatra nataonareo voady dia ento mankany amin’ny toerana hofidin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny zava-masinao sy ny zavatra nataonao voady dia ento mankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zava-masinao sy ny zavatra nataonao voady dia ento mankany amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO.
malagasy
Kanefa ny zava-masinao sy ny zavatra nataonao voady dia ento mankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah.