Deuteronomy 12:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary atolory eo amin’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao ny fanatitrao dorana manontolo, dia ny henany sy ny rany; ary ny ran’ny fanatitrao hafa dia aidino eo amin’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao, fa ny henany dia azonao hohanina ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia atero eo ambonin’ny ôtelin’i Iaveh Andriamanitrao, ny soronao dorana, ny nofony sy ny rany; ary amin’ny sorona hafa, ny ra dia haidina eo ambonin’ny ôtelin’i Iaveh Andriamanitrao, fa ny nofony dia hohaninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha sorona dorana manontolo izany, dia atolory eo amin’ny alitaran’ilay TOMPO Andriamanitrareo ny henany sy ny rany; raha sorom-pihavanana kosa izany, dia araraho eo amin’ny alitaran’ilay TOMPO Andriamanitrareo ny rany, fa ny henany hohaninareo.
Malagasy Bible 1865
Ary atero eo amin'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao ny fanatitra doranao, dia ny henany sy ny ràny; ary ny ran'ny fanatitrao hafa dia aidino eo amin'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao, fa ny henany dia azonao hohanina ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary atolory eo amin’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao ny fanatitrao dorana manontolo, dia ny henany sy ny rany; ary ny ran’ny fanatitrao hafa dia aidino eo amin’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao, fa ny henany dia azonao hohanina ihany.
malagasy