Deuteronomy 12:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ka henoy izao teny rehetra izao izay omeko anao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao mandrakizay, raha manatanteraka izay tsara sy mahitsy eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tovy sy henoy izao zavatra rehetra andidiako anao izao, mba ho sambatra mandrakizay ianao, dia ianao sy ny zanakao manaraka anao, amin’ny fanatanterahana izay tsara sy mahitsy eo imason’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henoy sy tandremo ireo didy rehetra izay ampitaiko aminareo ireo, mba ho sambatra lalandava ianareo sy ny taranaka amam-paranareo, satria izay tsara sy mahitsy eo imason’ny TOMPO Andriamanitrareo no hotanterahinareo.
Malagasy Bible 1865
Tandremo, ka henoy izao teny rehetra izao, izay andidiako anao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao mandrakizay, raha manao izay tsara sy mahitsy eo imason'i Jehovah Andriamanitrao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ka henoy izao teny rehetra izao izay omeko anao, mba hahita soa ianao sy ny taranakao mandimby anao mandrakizay, raha manatanteraka izay tsara sy mahitsy eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao ianao.
malagasy