Deuteronomy 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao toy izany amin’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao toy izany amin’i Iaveh Andriamanitrareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza anaovanareo fomba toy ireny ny TOMPO Andriamanitrareo;
Malagasy Bible 1865
Aza manao toy izany amin'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao toy izany amin’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo.
malagasy
Aza manao toy izany amin'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.