Deuteronomy 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrareo amin’ny fokonareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tadiavo Izy, amin’ny fitoerana izay hofidin’i Iaveh Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany ny Anarany sy hataony fonenany, ka ao amin’io no halehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ilay toerana hofidiny eo amin’ny fokonareo rehetra mba honenany sy hipetrahan’ny voninahiny no hitadiavanareo Azy, ao ihany no halehanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrareo amin'ny firenenareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrareo amin’ny fokonareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.
malagasy
Fa ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrareo amin'ny firenenareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.