Deuteronomy 12:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao toy izay rehetra ataontsika eto ankehitriny intsony ianareo, dia izao samy manao izay heveriny ho mahitsy izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao toy izao ataontsika ankehitriny izao, dia izao samy manaraka ny saim-pantany izao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza anaovanareo fomba toy izao ataontsika ankehitriny izao ny TOMPO, ka ny tsirairay no samy manao izay heveriny ho mety.
Malagasy Bible 1865
Aza manao araka izay rehetra ataontsika eto ankehitriny intsony ianareo, dia izao samy manao izay mahitsy eo imasony avy izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao toy izay rehetra ataontsika eto ankehitriny intsony ianareo, dia izao samy manao izay heveriny ho mahitsy izao.
malagasy
Aza manao araka izay rehetra ataontsika eto ankehitriny intsony ianareo, dia izao samy manao izay mahitsy eo imasony avy izao.