Deuteronomy 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo dia tsy mbola tonga any amin’ny fitsaharana sy ny lova omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izao ianareo tsy mbola tonga amin’ny fitsaharana aman-dova omen’i Iaveh Andriamanitrareo anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo manko tsy mbola tonga any amin’ny toeram-pitsaharana, izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo tsy mbola tonga any amin'ny fitsaharana sy ny lova izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo dia tsy mbola tonga any amin’ny fitsaharana sy ny lova omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy
Fa ianareo tsy mbola tonga any amin'ny fitsaharana sy ny lova izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.