Deuteronomy 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo ka araho; aza ampianao na anesoranao ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy mpaminany na mpanonofy mitranga eo aminao, milaza famantarana na zava-mahatalanjona aminao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Imasoy hotanterahina avokoa ny didy izay ampitaiko aminareo ka aza anampiana izany ary aza anesorana.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo mba harahina; aza ampianao izany, ary aza anesoranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo ka araho; aza ampianao na anesoranao ireny.
malagasy
Izay rehetra andidiako anareo dia tandremo mba harahina; aza ampianao izany, ary aza anesoranao.