Deuteronomy 13:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa vonoy ho faty izy; ny tananao no hamono azy voalohany, izay vao ny tanan’ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonafy vato izy mandra-pahafaty azy, fa efa nitady hampiala anao amin’i Iaveh Andriamanitrao, izay nampivoaka anao tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano fanandevozana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa vonoy ho faty mihitsy; ny tanan’izay olona notaominy no hiainga voalohany hamely torabato azy, vao ny tanan’ny vahoaka rehetra.
Malagasy Bible 1865
fa vonoy ho faty izy; ny tananao no ho voalohany hamono azy, dia vao ny tanan'ny vahoaka rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa vonoy ho faty izy; ny tananao no hamono azy voalohany, izay vao ny tanan’ny vahoaka rehetra.
malagasy
fa vonoy ho faty izy; ny tananao no ho voalohany hamono azy, dia vao ny tanan'ny vahoaka rehetra.