Deuteronomy 13:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Torahy vato izy ho faty, satria efa nitady hitaona anao hiala amin’NY TOMPO Andriamanitrao izay nitondra anao niala avy tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano nanandevozana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary handre izany i Israely rehetra, dia ho raiki-tahotra ka tsy hanao izany heloka bevava izany eo aminao intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Torahy vato izy ho faty, satria efa nitady hitaona anareo hiala amin’ny TOMPO Andriamanitrareo, Izay namoaka anareo tany Ejipta toera-nanandevozana anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary torahy vato ho faty izy, satria izy efa nitady hitaona anao hiala amin'i Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Torahy vato izy ho faty, satria efa nitady hitaona anao hiala amin’NY TOMPO Andriamanitrao izay nitondra anao niala avy tany amin’ny tany Ejipta, tamin’ny trano nanandevozana.
malagasy
Ary torahy vato ho faty izy, satria izy efa nitady hitaona anao hiala amin'i Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.