Deuteronomy 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy olona tena ratsy fanahy avy teo aminao ka nitaona ny mponina tao an-tanànany hoe: Andeha isika hanompo andriamanitra hafa izay tsy fantatrareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia manaova famotorana sy anontanio tsara. Fa raha marina izany ary voaporofo izany zavatra izany, raha tanteraka teo afovoanao izany fahavetavetana izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nisy olona tena ratsy fanahy mpiray firenena aminareo ka nahataona ny mponina tao an-tanànany hanompo andriamani-kafa!». Tsy fantatrareo ireny andriamani-kafa ireny; ka raha misy filazana toy izany,
Malagasy Bible 1865
Nisy olona tena ratsy fanahy nivoaka avy teo aminao ka nitaona ny mponina ao an-tanànany nanao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa (izay tsy fantatrareo).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy olona tena ratsy fanahy avy teo aminao ka nitaona ny mponina tao an-tanànany hoe: Andeha isika hanompo andriamanitra hafa izay tsy fantatrareo,
malagasy
Nisy olona tena ratsy fanahy nivoaka avy teo aminao ka nitaona ny mponina ao an-tanànany nanao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa (izay tsy fantatrareo).