Deuteronomy 13:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka misy mpaminany na mpanonofy mitsangana eo aminareo izay milaza famantarana na fahagagana aminao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady tanteraka tokoa ny famantarana na ny zava-mahatalanjona nolazainy, nataony hoe: Andeha hanatona andriamani-kafa sy hanompo azy, nefa andriamanitra tsy fantatrao izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety hisy mpaminany na mpahita mipoitra eo anivonareo ka hilaza famantarana na zava-mahagaga aminareo.
Malagasy Bible 1865
Raha tahìny misy mpaminany na mpanonofy eo aminareo izay milaza famantarana na fahagagana aminao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka misy mpaminany na mpanonofy mitsangana eo aminareo izay milaza famantarana na fahagagana aminao
malagasy
[Ny amin'ny fampijaliana izay mivavaka amin'ny sampy na mitaona ny sasany hivavaka aminy] Raha tahìny misy mpaminany na mpanonofy eo aminareo izay milaza famantarana na fahagagana aminao