Deuteronomy 13:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady miteny hoe: Andeha isika hanaraka andriamanitra hafa izay tsy fantatrao ka aoka hanompo azy isika; na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aza mihaino ny tenin’izany mpaminany na mpanonofy izany akory, fa mizaha toetra anareo i Iaveh Andriamanitrareo, hahalalany raha tia an’i Iaveh Andriamanitrareo amin’ny fonareo rehetra sy amin’ny fanahinareo rehetra ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia tanteraka aza ny famantarana na zava-mahagaga nolazainy taminareo, kanefa avy eo izy manainga anareo hanaraka sy hanompo andriamani-kafa saingy andriamanitra tsy fantatrareo,
Malagasy Bible 1865
sady manao hoe: Andeha isika hanaraka andriamani-kafa (izay tsy fantatrao), ka aoka hanompo azy isika, na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady miteny hoe: Andeha isika hanaraka andriamanitra hafa izay tsy fantatrao ka aoka hanompo azy isika; na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao
malagasy
sady manao hoe: Andeha isika hanaraka andriamani-kafa (izay tsy fantatrao), ka aoka hanompo azy isika, na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao,