Deuteronomy 13:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny andriamanitry ny firenena izay manodidina anareo, na ny akaiky anao na ny lavitra anao, hatramin’ny faran’ny tany rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aza mety hotaominy na mihaino azy, aza miantra maso azy, na mitsitsy azy, na manarontsarona azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny andriamanitry ny firenena manodidina anareo, na ny akaiky na ny lavitra, manomboka amin’ny faravodilanitra ankilany ka miafara amin’ny faravodilanitra andaniny.
Malagasy Bible 1865
dia ny andriamanitry ny firenena izay manodidina anareo, na ny akaikinao, na ny lavitra anao, hatramin'ny faran'ny tany rehetra),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny andriamanitry ny firenena izay manodidina anareo, na ny akaiky anao na ny lavitra anao, hatramin’ny faran’ny tany rehetra,
malagasy
dia ny andriamanitry ny firenena izay manodidina anareo, na ny akaikinao, na ny lavitra anao, hatramin'ny faran'ny tany rehetra),