Deuteronomy 13:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aza manaiky na mihaino azy akory ianao; ary aza mba iantran’ny masonao izy, na amindranao fo na afeninao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa vonoy ho faty izy, ka ny tananao mihitsy no aoka hiainga voalohany hamely azy ho faty vao ny tanan’ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza manaiky na mihaino ny havana aman-tsakaiza toy ireny ianareo. Ary aza mba angorahana izy na amindrana fo na arovana,
Malagasy Bible 1865
dia aza manaiky azy na mihaino azy ianao; ary aza mba iantran'ny masonao izy, na amindranao fo, na afeninao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aza manaiky na mihaino azy akory ianao; ary aza mba iantran’ny masonao izy, na amindranao fo na afeninao;
malagasy
dia aza manaiky azy na mihaino azy ianao; ary aza mba iantran'ny masonao izy, na amindranao fo, na afeninao;