Deuteronomy 14:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zanaky NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny eo ambonin’ny handrinareo noho ny amin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Iaveh Andriamanitrareo ianareo. Aza mitetika ny tenanareo; aza misy faritra haratanareo amin’ny elanela-masonareo, noho ny amin’ny maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zanak’ilay TOMPO Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo na manaratra ny volon-doha eo ambonin’ny handrinareo noho ny amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Zanak'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny eo ambonin'ny handrinareo noho ny amin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zanaky NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny eo ambonin’ny handrinareo noho ny amin’ny maty.
malagasy
[Ny amin'ny hifadiana izay fanao vetaveta, na izay zavatra tsy fihinana] Zanak'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, koa aza mitetika ny tenanareo, na manaratra ny eo ambonin'ny handrinareo noho ny amin'ny maty.