Deuteronomy 14:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa izao kosa no aoka tsy hohaninareo: Ny vaotoro, ny gipa, ny ankoay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no tsy hohaninareo: ny egla, ny orofiray, ny papango;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ireto kosa no vorona tsy fihinanareo: ny voromahery sy ankoay isan-karazany;
Malagasy Bible 1865
Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa izao kosa no aoka tsy hohaninareo: Ny vaotoro, ny gipa, ny ankoay,
malagasy
Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay