Deuteronomy 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny bibikely mandady rehetra izay manana elatra dia haloto aminareo ka tsy azonareo hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby kely manana elatra rehetra, dia hevero ho maloto, ka aza homana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny bibikely rehetra manana elatra dia ho maloto aminareo ka tsy ho fihinanareo,
Malagasy Bible 1865
Ary ny zava-mandady rehetra izay manana elatra dia haloto aminareo ka tsy ho fihinanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny bibikely mandady rehetra izay manana elatra dia haloto aminareo ka tsy azonareo hanina.
malagasy
Ary ny zava-mandady rehetra izay manana elatra dia haloto aminareo ka tsy ho fihinanareo.