Deuteronomy 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao ka voafidiny ho fananany sarobidy indrindra mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vahoaka masina ho an’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ary nofidin’i Iaveh mba ho vahoakany manokana amin’ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo manko dia vahoaka voatokana ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo; ianareo no efa nofidiny tamin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany mba ho vahoaka fananany sarobidy indrindra.
Malagasy Bible 1865
Fa firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka voafidiny ho rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao ka voafidiny ho fananany sarobidy indrindra mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin’ny tany.
malagasy
Fa firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka voafidiny ho rakitra soa ho Azy mihoatra noho ny firenena rehetra ambonin'ny tany.