Deuteronomy 14:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mihinana izay maty ho azy, fa omeo ho an’ny vahiny izay ao an-tanànanao ireny mba hohaniny, na amidio amin’ny olona hafa firenena; fa firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihinam-biby maty ho azy, fa omeo ny vahiny ao anaty vavahadinao izany hohaniny, na amidio amin’ny vahiny. Fa ianao dia vahoaka masina ho an’i Iaveh Andriamanitrao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mihinam-biby maty ho azy fa omeo ho an’ny vahiny izay ao an-tanànanareo izany mba hohaniny, na amidio amin’ny olona hafa firenena. Ianareo manko dia vahoaka voatokana ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Aza homana izay maty ho azy, fa omeo ho an'ny vahiny izay ao an-tanànanao izany mba hohaniny, na amidio amin'ny olona hafa firenena; fa firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mihinana izay maty ho azy, fa omeo ho an’ny vahiny izay ao an-tanànanao ireny mba hohaniny, na amidio amin’ny olona hafa firenena; fa firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao. Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.
malagasy