Deuteronomy 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aloavy tsara ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao, dia ny vokatra any an-tsaha isan-taona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atokano ny fahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao, dia ny vokatry ny taninao isan-taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Havahanareo ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinareo, izany hoe ny vokatry ny sahanareo isan-taona.
Malagasy Bible 1865
Aloavy tsara ny ampahafolon'ny vokatra rehetra avy amin'ny voa nafafinao, dia ny vokatra any an-tsaha isan-taona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aloavy tsara ny ampahafolon’ny vokatra rehetra avy amin’ny voa nafafinao, dia ny vokatra any an-tsaha isan-taona;
malagasy
[Ny amin'ny fandoavana ny fahafolon-karena] Aloavy tsara ny ampahafolon'ny vokatra rehetra avy amin'ny voa nafafinao, dia ny vokatra any an-tsaha isan-taona;