Deuteronomy 14:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha lavitra loatra ny lalana halehanao ka tsy mahatondra izany zavatra izany ianao, satria lavitra anao loatra ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao hampitoerany ny anarany, raha notahìn’NY TOMPO Andriamanitrao ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa raha lavitra loatra ho anao ny lalan-kaleha ka tsy azonao entina any izany noho ny halaviran’ny fitoerana hofidin’i Iaveh Andriamanitrao hamponenany ny Anarany, rehefa nambinin’i Iaveh Andriamanitrao ianao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa notahin’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’ny famokarana ianareo, dia mety tsy hahazaka ny ampahafolon-bokatrareo hankany amin’ny toerana izay hofidiny mba hipetrahan’ny voninahiny, satria lavitra loatra ho anareo ny lalan-kaleha.
Malagasy Bible 1865
Fa raha lavitra loatra ny lalana halehanao ka tsy mahatondra izany zavatra izany ianao, satria lavitra anao loatra ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany, raha notahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha lavitra loatra ny lalana halehanao ka tsy mahatondra izany zavatra izany ianao, satria lavitra anao loatra ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao hampitoerany ny anarany, raha notahìn’NY TOMPO Andriamanitrao ianao,
malagasy