Deuteronomy 14:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hamidinao vola izany, ary hofonosinao ny vola ka hoentinao eo an-tananao hankany amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia takalozy vola ny fahafolom-bokatrao, ka fihino eo an-tananao ny vola dia mankanesa amin’ny fitoerana izay nofidin’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia hamidinareo ny ampahafolom-bokatrareo, ka ny vola vidiny no hataonareo tsara fihina mankany amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
dia hamidinao vola izany, ary hofonosinao ny vola ka ho entinao eo an-tananao hankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hamidinao vola izany, ary hofonosinao ny vola ka hoentinao eo an-tananao hankany amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao;
malagasy
dia hamidinao vola izany, ary hofonosinao ny vola ka ho entinao eo an-tananao hankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao;