Deuteronomy 14:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny levita izay ao an-tanànanao dia aza ataonao an-tsirambina; fa tsy manana anjara lova eo aminao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manary ny Levita izay ao anatin’ny vavahadinao, fa tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ataonareo tsirambina ny Levita izay ao an-tanànanareo, satria tsy mba manana zaratany na anjara miaraka aminareo ny Levita.
Malagasy Bible 1865
ary ny Levita izay ao an-tanànanao dia aza foinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny levita* izay ao an-tanànanao dia aza ataonao an-tsirambina; fa tsy manana anjara lova eo aminao izy.
malagasy
ary ny Levita izay ao an-tanànanao dia aza foinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy.