Deuteronomy 14:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isan-telo taona dia alao ny ampahafolon’ny vokatrao rehetra amin’izany taona izany ka ataovy ao an-tanànanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny faran’isam-pahatelo taona dia atokàny ny fahafolon’ny vokatrao rehetra amin’izany taona izany, ary ataovy eo anatin’ny vavahadinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan-telo taona, dia havahanareo ny ampahafolon’ny vokatra rehetra azonareo amin’izany taona izany, ka hatobinareo ao an-tanànanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary isan-telo taona dia alao ny ampahafolon'ny vokatrao rehetra amin'izany taona izany, ka ataovy ao an-tanànanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isan-telo taona dia alao ny ampahafolon’ny vokatrao rehetra amin’izany taona izany ka ataovy ao an-tanànanao;
malagasy
Ary isan-telo taona dia alao ny ampahafolon'ny vokatrao rehetra amin'izany taona izany, ka ataovy ao an-tanànanao;ary dia aoka ho avy ny Levita (satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy) sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ka ho voky, mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'ny asan-tananao rehetra izay ataonao.