Deuteronomy 14:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny diera, ny gazela, ny ombidia, ny osidia, ny antilopa, ny ombimanga ary ny osidia izay any an-tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny serfa, ny gazela, ny daima, ny osy dia madinika, ny antilôpa, ny ombimanga, ny osy dia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny diera, ny gazela, ny kapreôla, ny osidia, ny ombimanga, ny antilopa ary ny ropikapra;
Malagasy Bible 1865
sy ny diera, ny gazela, ny kapreola, ny osi-dia, ny pygarga, ny antilopa ary ny ropikapra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny diera, ny gazela, ny ombidia, ny osidia, ny antilopa, ny ombimanga ary ny osidia izay any an-tendrombohitra.
malagasy
sy ny diera, ny gazela, ny kapreola, ny osi-dia, ny pygarga, ny antilopa ary ny ropikapra: