Deuteronomy 14:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa amin’ireo mandinika na mivaky kitro dia izao ihany kosa no tsy azonareo hanina: Ny rameva sy ny bitro ary ny hiràka, satria mandinika ihany izy ireny nefa tsy mivaky kitro; maloto aminareo ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aza mihinana izay mandinika fotsiny, na izay mivaky kitro sy misampan-tongotra fotsiny, toy ny rameva sy ny bitro, fa mandinika ireo, fa tsy mivaky kitro, maloto aminareo ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny biby mandinika fotsiny na mivaky kitro fotsiny dia tsy hohaninareo, fa maloto aminareo ireny, ohatra: ny rameva sy ny bitro ary ny hiràka, satria mandinika ihany ireo saingy tsy mba mivaky kitro;
Malagasy Bible 1865
Nefa amin'izay mandinika na mivaky kitro dia izao ihany kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva sy ny rà bitro ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, fa tsy mivaky kitro; maloto aminareo izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Nefa amin'izay mandinika na mivaky kitro dia izao ihany kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva sy ny rà bitro ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, fa tsy mivaky kitro; maloto aminareo izy;