Deuteronomy 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny kisoa koa, satria mivaky kitro nefa tsy mandinika, maloto aminareo izy; ny henan’ireny dia tsy ho fihinanareo ary ny fatiny dia tsy hokasihinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toy izany koa ny kisoa, mivaky kitro ihany izy fa tsy mandinika, haloto aminareo izy, koa aza mihinana ny henany, aza mikasika ny fatiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny kisoa koa, satria mivaky kitro ihany izy saingy tsy mba mandinika. Koa aza haninareo ny henan’ireo biby ireo ary aza kasihinareo akory ny fatiny.
Malagasy Bible 1865
ary ny kisoa koa, satria mivaky kitro izy, fa tsy mandinika, maloto aminareo izy; ny henan ireny tsy ho fihinanareo, ary ny fatiny tsy hokasihinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny kisoa koa, satria mivaky kitro nefa tsy mandinika, maloto aminareo izy; ny henan’ireny dia tsy ho fihinanareo ary ny fatiny dia tsy hokasihinareo.
malagasy
ary ny kisoa koa, satria mivaky kitro izy, fa tsy mandinika, maloto aminareo izy; ny henan ireny tsy ho fihinanareo, ary ny fatiny tsy hokasihinareo.