Deuteronomy 14:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izay rehetra ao anatin’ny rano dia izay rehetra misy vombony sy kirany no azonareo hanina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no biby hohaninareo amin’izay rehetra ao anaty rano: izay rehetra misy vombo aman-kirany dia hohaninareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny biby rehetra ao anaty rano dia izao no ho fihinanareo: ny biby rehetra misy vombony sy kirany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay rehetra ao anatin'ny rano dia izao no ho fihinanareo: izay rehetra misy vombony sy kirany no ho fihinanareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izay rehetra ao anatin’ny rano dia izay rehetra misy vombony sy kirany no azonareo hanina;
malagasy
Ary amin'izay rehetra ao anatin'ny rano dia izao no ho fihinanareo: izay rehetra misy vombony sy kirany no ho fihinanareo;