Deuteronomy 15:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaky ny fito taona dia manaova fanafahan-trosa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny faran’ny isam-pahafito taona, dia manaova fanafahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaky ny fito taona dia hanao famoizan-trosa ianareo,
Malagasy Bible 1865
Ary isam-pito taona dia manaova fanafahana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaky ny fito taona dia manaova fanafahan-trosa ianao.
malagasy
[Ny amin'ny taom-panafahana] Ary isam-pito taona dia manaova fanafahana ianao.