Deuteronomy 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny tany dia tsy ilaozan’izay olo-mahantra, koa izany no andidiako anao hoe: Sokafy tsara amin’ny rahalahinao ny tananao, dia amin’ny malahelo sy ny mahantra eo amin’ny taninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na oviana na oviana ny tany tsy hilaozan’olona ory; ka izany no anomezako anao ity didy ity: Aoka hamelatra ny tananao amin’ny rahalahinao ianao, amin’ny ory sy ny mahantra eo amin’ny taninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria hisy mandrakariva ny mahantra eo amin’ny taninareo, dia izany no andidiako anareo hoe: Sokafy tsara amin’ny mpiray firenena aminareo ny tananareo, dia amin’ny ory sy mahantra eo amin’ny taninareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tany tsy ilaozan'olo-malahelo, koa izany no andidiako anao hoe: Sokafy tsara amin'ny rahalahinao ny tananao, dia amin'ny malahelo sy ny mahantra eo amin'ny taninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny tany dia tsy ilaozan’izay olo-mahantra, koa izany no andidiako anao hoe: Sokafy tsara amin’ny rahalahinao ny tananao, dia amin’ny malahelo sy ny mahantra eo amin’ny taninao.
malagasy
Fa ny tany tsy ilaozan'olo-malahelo, koa izany no andidiako anao hoe: Sokafy tsara amin'ny rahalahinao ny tananao, dia amin'ny malahelo sy ny mahantra eo amin'ny taninao.