Deuteronomy 15:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha namidy taminao ny namanao, na lehilahy, na vehivavy hebreo, ka efa nanompo anao enin-taona, dia hovotsoranao ho afaka izy amin’ny taona fahafito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mivaro-tena aminao ny iray amin’ny rahalahinao hebrio na lahy izany na vavy, dia hanompo anao enin-taona izy; amin’ny taona fahafito, dia hovotsoranao ho afaka aminao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha sendra misy mitolo-tena ho mpanomponareo ny lehilahy na vehivavy hebreo mpiray firenena aminareo, dia hanompo anareo enin-taona izy; amin’ny taona fahafito kosa hovotsoranareo ho afaka izy.
Malagasy Bible 1865
Raha hamidy aminao ny namanao, na lehilahy Hebreo, na vehivavy Hebreo, ka efa nanompo anao enin-taona, dia hovotsoranao ho afaka izy amin'ny taona fahafito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha namidy taminao ny namanao, na lehilahy, na vehivavy hebreo, ka efa nanompo anao enin-taona, dia hovotsoranao ho afaka izy amin’ny taona fahafito.
malagasy
Raha hamidy aminao ny namanao, na lehilahy Hebreo, na vehivavy Hebreo, ka efa nanompo anao enin-taona, dia hovotsoranao ho afaka izy amin'ny taona fahafito.