Deuteronomy 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hisy hampitondrainao azy avy amin’ny ondry aman’osinao sy avy amin’ny famoloananao ary avy amin’ny famiazanao; araka izay efa nitahin’NY TOMPO Andriamanitrao anao no hanomezanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa anomezo falim-pò mihitsy izy, avy amin’ny biby madinika fiompinao sy ny avy eo am-pamoloana amam-pamiazanao; ny harena izay nanambinan’i Iaveh Andriamanitrao anao no hanomezanao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hisy hampitondrainareo azy avy amin’ny ondry aman’osinareo ary avy amin’ny vary aman-divainareo: izay efa nitahian’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo no hanomezanareo azy.
Malagasy Bible 1865
fa hisy hampitondrainao azy avy amin'ny ondry aman'osinao ary avy amin'ny famoloanao sy ny famiazanao: araka izay efa nitahian'i Jehovah Andriamanitrao anao no hanomezanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hisy hampitondrainao azy avy amin’ny ondry aman’osinao sy avy amin’ny famoloananao ary avy amin’ny famiazanao; araka izay efa nitahin’NY TOMPO Andriamanitrao anao no hanomezanao azy.
malagasy
fa hisy hampitondrainao azy avy amin'ny ondry aman'osinao ary avy amin'ny famoloanao sy ny famiazanao: araka izay efa nitahian'i Jehovah Andriamanitrao anao no hanomezanao azy.