Deuteronomy 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia halainao ny fanjaibe ka hotevehinao amin’ny varavarana ny sofiny dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Ary toy izany koa no hataonao amin’ny mpanompovavinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia alaovy ny haolo ka teveho eo amin’ny varavarana ny sofiny, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Toy izany koa no hataonao amin’ny ankizy vavinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
amin’izay, dia alaovy ny fitevika ka teveho amin’ny varavarana ny sofiny; dia ho mpanomponareo mandra-maty izy. Toy izany koa no hataonareo raha misy mpanompovavy tsy te hiala aminareo.
Malagasy Bible 1865
dia halainao ny haolo ka hotevehinao amin'ny varavarana ny sofiny, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Ary toy izany koa no hataonao amin'ny ankizivavinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia halainao ny fanjaibe ka hotevehinao amin’ny varavarana ny sofiny dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Ary toy izany koa no hataonao amin’ny mpanompovavinao.
malagasy
dia halainao ny haolo ka hotevehinao amin'ny varavarana ny sofiny, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Ary toy izany koa no hataonao amin'ny ankizivavinao.