Deuteronomy 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao no hihinananao sy ny ankohonanao azy isan-taona isan-taona eo amin’ny fitoerana izay hofidin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aoka hohaninao sy ny ankohonanao izany isan-taona eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrao any amin’ny fitoerana izay hofidiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan-taona isan-taona dia eo anoloan’ny Toeramasin ’ny TOMPO Andriamanitrareo, ao amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo, no hihinananareo izany.
Malagasy Bible 1865
Eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao sy ny ankohonanao azy isan-taona isan-taona eo amin'ny fitoerana izay hofidin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrao no hihinananao sy ny ankohonanao azy isan-taona isan-taona eo amin’ny fitoerana izay hofidin’NY TOMPO.
malagasy
Eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao sy ny ankohonanao azy isan-taona isan-taona eo amin'ny fitoerana izay hofidin'i Jehovah.