Deuteronomy 15:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha manan-kilema izy, na mandringa, na jamba, na izay kilema ratsy hafa, dia aza vonoinao ho fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ireny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manan-kilema anefa izy, fa mandringa na jamba na misy kilema ratsy hafa na inona na inona, dia aza atolotra ho sorona amin’i Iaveh Andriamanitrao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy kilemany kosa ny voalohan-teraky ny biby fiompinareo fa mandringa na jamba na voan’ny kilema ratsy hafa, dia aza atolotra ho sorona ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo ireny.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy kilemany izy: na mandringa, na jamba, na izay kilema ratsy hafa akory, dia aza vonoinao hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha manan-kilema izy, na mandringa, na jamba, na izay kilema ratsy hafa, dia aza vonoinao ho fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ireny,
malagasy
Fa raha misy kilemany izy: na mandringa, na jamba, na izay kilema ratsy hafa akory, dia aza vonoinao hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitrao ireny.