Deuteronomy 15:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ao an-tanànanao ihany no hihinananao ireny; na ny olona tsy madio na ny madio dia samy mahazo mihinana azy, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hano ao anatin’ny vavahadinao ihany, ka na olona maloto na olona madio, dia samy hihinana azy, toy ny fihinana gazela na serfa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao an-tanànanareo ihany no hihinananareo ireny; ka samy mahazo mihinana azy na ny olona maloto ara-pivavahana na ny madio, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.
Malagasy Bible 1865
Ao an-tanànanao ihany no hihinananao ireny; na ny olona maloto na ny madio dia samy mahazo mihinana azy, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ao an-tanànanao ihany no hihinananao ireny; na ny olona tsy madio na ny madio dia samy mahazo mihinana azy, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.
malagasy
Ao an-tanànanao ihany no hihinananao ireny; na ny olona maloto na ny madio dia samy mahazo mihinana azy, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.Kanefa ny ràny no aza hanina, fa aidino amin'ny tany toy ny rano.