Deuteronomy 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona hafa firenena ihany no azonao enjehina; fa izay anao any amin’ny rahalahinao kosa dia hafoinao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azonao terena ny olon-kafa firenena; fa izay anao amin’ny rahalahinao kosa, dia aoka hanaovan’ny tananao famelana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona hafa firenena ihany no azonareo terena hamerin-trosa; fa izay trosanareo amin’ny mpiray firenena aminareo kosa dia hafoinareo.
Malagasy Bible 1865
Ny olona hafa firenena ihany no azonao terena handoa; fa izay anao amin'ny rahalahinao kosa dia hafoinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona hafa firenena ihany no azonao enjehina; fa izay anao any amin’ny rahalahinao kosa dia hafoinao;
malagasy
Ny olona hafa firenena ihany no azonao terena handoa; fa izay anao amin'ny rahalahinao kosa dia hafoinao;