Deuteronomy 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa tsy dia hisy mahantra eo aminao, fa hitahy anao tokoa NY TOMPO eo amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hisy mahantra eo aminao. Fa hambinin’i Iaveh marina tokoa ianao, any amin’ny tany izay nomen’i Iaveh Andriamanitrao ho fanananao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy hisy mahantra eo aminareo, satria hotahîn’ny TOMPO tokoa ianareo, any amin’ny tany izay homen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo,
Malagasy Bible 1865
kanefa tsy dia hisy olo-malahelo eo aminao, fa hitahy anao tokoa Jehovah eo amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa tsy dia hisy mahantra eo aminao, fa hitahy anao tokoa NY TOMPO eo amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao,
malagasy
kanefa tsy dia hisy olo-malahelo eo aminao, fa hitahy anao tokoa Jehovah eo amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,