Deuteronomy 15:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mihaino tsara ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ireo lalàna rehetra ireo, izay andidiako anao anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mihaino ny feon’i Iaveh Andriamanitrao amin’ny fanarahana tsara ny didiny rehetra izay nandidiako anao anio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha henoinareo tsara ny feony ka imasoanareo hotanterahina manontolo izao didy ampitaiko aminareo anio izao.
Malagasy Bible 1865
raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka izao lalàna rehetra izao, izay andidiako anao anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mihaino tsara ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ireo lalàna rehetra ireo, izay andidiako anao anio.
malagasy
raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka izao lalàna rehetra izao, izay andidiako anao anio.