Deuteronomy 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao; koa tandremo sy araho ireo didy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa efa mba andevo tany Ejipta koa ianao, ka tandremo ny hanatanteraka ireo didy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy fa nandevozina tany Ejipta ianareo, ka imasoy hotanterahina ireo didy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary tsarovy fa andevo tany Egypta ianao; koa tandremo sy araho ireo didy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao; koa tandremo sy araho ireo didy ireo.
malagasy
Ary tsarovy fa andevo tany Egypta ianao; koa tandremo sy araho ireo didy ireo.